VINA Ho soafianatsa , amin’ny firaisankina sy fitantanana ary mendrika amin’ny fifehezana ireo lalam-pihariana manandanja sy fotokarena voajanahary eo anivon’ny Distrika Ambohimahasoa sy ny manodidina azy ny taona 2028